Tsy maintsy manohitra sy mandresy ny fahotana isika amin’ny safidy hanaraka ny sitrapon’I Kristy eo ambany fitarihan’ny Fanahy Masina, mba hahafahantsika mandova ny zavatra rehetra. Hahazo fifaliana ao amin’I Kristy isika raha mitandrina ny didiny. Raha manana ny zo maha-olom-pirenen’ny lanitra antsika, sy ny maha-mpandova ilay lova maharitra mandrakizay tokoa isika, noho ny finoana an’I Jesosy “izay miasa amin’ny fitiavana” sy manadio ny fanahy, dia azo antoka ny fandresena. Izao no voasoratra: « Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra… Ny Fanahy dia miara-milaza amin'ny fanahintsika fa zanak'Andriamanitra isika. Ary raha zanaka, dia mpandova; eny, sady mpandova an'Andriamanitra no mpiray lova amin'i Kristy koa, raha miara-miaritra aminy isika mba hiara-manam-boninahitra aminy koa. » (Romana 8:14,16,17)
We now are called God’s family,
By faith we share His name;
We are His heirs, we stand made free—
God’s children just the same.
This would not be if Jesus’ love
Had not been proved that day,
When on the cross He chose to give
His life on Calvary’s way.
We surely will receive the crown
So bright and pure and true,
Prepared for all God’s faithful ones
Who follow Him all through.
They stayed with Christ through every test,
Through trials great and small;
In all they faced on earth below,
They would not let Him fall.
Great blessings flow without a limit
To those who stand and stay,
Who walk beside the Lord each step
And choose His perfect way.
They trusted Christ as Guide and King,
Their Leader strong and sure—
Who won each fight, each heavy war,
And helps us to endure.
Add comment
Comments