Hopefy Radio (24/7) - Manandratra Fanantenana
Ato amin'ny Fanantenana ho anao - Hopefy, mino ny herin'ny mozika hanandratra, hanentana ary hitondra fanantenana ho an'ny vondrom-piarahamoninay rehetra izahay. Tsidio ny onjam-peonay mba handrenesanao hiran'ny filazantsara, hafatra mampahery fanahy, izay hanazava ny andronao sy hanandratra ny fanahinao.
At Fanantenana ho anao - Hopefy, we believe in the power of music to uplift, inspire, and bring hope to our community. Tune in to our radio station for a mix of gospel songs, inspirational messages, and uplifting content that will brighten your day and lift your spirits.
Misy Application Web & Android ny radio ka azonao alaina sy jerena eto:
Listen Live – Hopefy Radio
HOPEFY RADIO MG
Listen live to Hopefy Radio MG.
Inona no hira tianao angatahina?
Misy hira maherin'ny 8000 eo ny Radioantsika
Soraty eto amin'ny Search ny Mpanakanto na Lohatenin'ny hira tianao angatahina ⤵️
Fandaharana / Guide des programmes Hopefy Radio (Heure de Madagascar)
Our radio station features a variety of gospel music, ranging from traditional hymns to contemporary Christian songs. Whether you're looking for peace, joy, or inspiration, our music selection has something for everyone.
© 2024 RaM'Art3D
Stay Connected
Join our community and experience the hope and inspiration that Hopefy Radio has to offer. Tune in, engage with our content, and be a part of our mission to spread hope and faith.