VIDEO RADIO OASIS MADAGASCAR
TELE OASIS MADAGASCAR
▶️ Tap-to-play — mandeha avy hatrany rehefa tsindriana.
Aza mijanona amin'ny tany lemaka, miaraka amin'i Pastora Rado RAKOTONANDRASANA
If you would like to leave us any feedback, please email us at: info@fanantenanahoanao.org
Add comment
Comments
Salama Tompoko o, Isaka no anarako, mambra Advantista mitandrina ny Andro faha_7 aty am fédération FMN, liana tam le formation mikasika chorale, groupe, ....izay mampiverina ny lanjan'ny hira, fisian chorale ao am-piangonana nataon'i Pasteur Rado Taty aminay. Tena tsara ilay izy fa tsy naharitra adin'ny roa ny nampalahelo, ka raha mba mety Tompoko, mba mangataka document fanazavana misimisy kokoa mikasika izany lanjan hira sy chorale izay raha mba azo atao.
Manantena ny valiny mahafa-po avy aminareo. Ny rahalahinareo Isaka avy aty Antsiranana